Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany ny atelier HAR’KANTO, fanomezana avy amin’ny vadin’ny filoham-pirenena ho an’ireo vehivavy sembana eto Antananarivo. Tanjona raha ny fanazavana ny hampivondronana ireo vehivavy sembana sy hanohanana azy ireo amin’ny tontolon’ny asa.