Tsy manaiky ny handrodanana trano ireo mponina ao amin’ny fokontany Antandrokomby, kaominina Mahitsy. Trano izay tsy maintsy harodana noho ny fanitarana sy ny fanamboarana ny lalan’ny atody raha ny fanazavan’ny ben’ny tanàna.