A la une
Taxi-bicyclette : isan’ny asa niforona vokatry ny krizy ara-pahasalamana
Isan’ny asa iray niforona teto an-drenivohitra vokatry ny krizy ara-pahasalamana ireo Taxi-bicyclette mampitohy an’Anosibe Anosizato hatrany amin’ny Kaominina Ampitatafika. Manodidina ny 180 amin’izao ankehitriny ireo...
Antenimierandoholona : samy manana ny filazany manoloana ny karama sy ny...
Samy manana ny filazany na ny mpikambana na ny filohan'ny Antenimierandoholona manoloana ny Avantages sy ny Indemnités ary ny accessoires homena azy ireo. Tsy...
WORD CUP 2016
CENI : tsy mihemotra amin’ny fanapahan-keviny na eo aza ireo tsikera
Na eo aza izay tsikera sy soso-kevitra naroson’ireo antoko politika nanao fanambarana iombonana androany teny amin’ny foiben’ny CENI, tsy nihmotra tamin’ny fanapahan-keviny ity vaomiera ity. Tsy mbola misy resaka ny fitsirihina ny rindrambaikon ara-kajimirindra na ny logiciel ampiasain’ny Ceni hatramin’izao.
Ambatomena Antsirabe II : nisokatra ny tsenabe ho an’ny fankalazana ny fetim-pirenena
Natomboka ny alarobia faha 22 jona 2022 lasa teo ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny TSENA BE ho fankalazana ny fetim-pirenena tao amin’ny kaominina Ambatomena, Distrikan’Antsirabe faharoa. Tonga tany an-toerana ny filohan’ny antoko Malagasy Miara-Miainga nanotrona sy nanome voninahitra izany lanona izany.
Kidnapping : lavon’ny mpitandro filaminana i « Man » mpaka an-keriny
Lavon’ny balan’ny zandarimariam-pirenena i RANDRIAMIHANTANIRINA Jasmin fantatry ny maro amin’ny solon’anarana hoe Man. Ity jiolahy ity izay isan’ireo atidoha nikotrika ny fakana an-keriny niaraka tamn-dry Lamà. Efa hatramin’ny taona 2000 no nikarohana azy ary izao lavon’ny mpitandro filaminana izao.
WRC Rally Cup
Taom-pianarana 2020 – 2021 : miankina amin’ny fivoaran’ny valan’aretina ny ho mety fiovany
Mihato mandritry ny tapa-bolana manomboka ny 19 aprily izao ny fampianarana eny anivon’ireo sekoly manerana ny nosy raha ny nambaran’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena androany. Miankina amin’ny fivoaran’ny valan’aretina ny fanovana na tsia ny tetiandro ho an’ny taom-pianarana 2020-2021 raha ny fanazavana.
Fianianan’ny Filoha RAJOELINA Andry : Filoham-panjakana vahiny maro no hanatrika izany
Filoham-panjakana vahiny maro no hanatrika ny fianianan’ny Filohampirenena Malagasy RAJOELINA Andry amin’ny Sabotsy ho avy izao etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina, araka ny loharanom-baovao voaray.
SPORT NEWS
CYCLING TOUR
Paoma : niharatsy ny vokatra
Fotoana fiatombohan’ny fivokaran’ny paoma. Any Antsirabe, hatreto, ratsy noho ny taona lasa ny vokatra tamin’ity taona ity. Anton’izay ny tsy fahampian’ny rotsak’orana.
Faritra faha-23 : tsy tokony atao an-tery ny fametrahana ny faritra faha-23
Miroso ny fametrahana ny fitsinjaram-pahefana sy ny fanjakana manakaiky vahoaka eto Madagasikara. Izay no azo itarafana ny fankatoavan’ny filankevitry ny minisitra ny volavolan-dalàna mahakasika ny fametrahana ny faritra faha-23. Tokony anaty fifampiresahana hatrany ankilany ny firosoana amin’izay, hoy ny solombavambahoaka no sady mpahay lalàna nanaovana fanadihadiana.
Gazety an-tsoratra : niova “ en ligne ” ny fizarana vaovao
Mitohy ny asa fanomezam-baovao ho an’ireo gazety an-tsoratra na eo aza ny tsy ahafahan’izy ireo mivarotra izany manolohana ny valan’anaretina coronavirus. Ireo fitaovan-tserasera moderina sy teknolojia vaovao indray no ampiasain’izy ireo hizarana vaovao ankehitriny.
CUA : niroso tamin’ny fanakatonana ny tsena sy ny fanesorana ireo box tsy ara-dalàna
Niroso teo amin’ny fanakatonana ny tsena isaky herinandro ny eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra androany. Nanombohana izany ny teny amin’ny tsena Andavoahangy. Ankoatr’izay, niroso tamin’ny fanesorana ireo box tsy ara-dalàna ihany koa ny Kaominina taorian’ny fampiantsoana sy ny fampahafantarana natao ny tompon’izy ireny. Hetsika izay tafiditra ao anatin’ny ady atao amin’ny Coronavirus sy ny fampanarahana lalàna.
TENNIS
HCC : tsy mbola namaly ireo fitoriana marobe tonga tao aminy
Hatramin’izao, mbola tsy namoaka didim-pitsarana mahakasika ireo fitoriana managataka ny fampihatoana ireo Solombavambahoaka nivadika palitao ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana. Tsy nahenoam-peo ihany...
POLITIQUE
Le candidat aux sénatoriales dans la province d’Antsiranana, Omer Beriziky, effectue actuellement une mission au Burkina Faso. Il a été mandaté par l’Union Africaine...