Mampiaka-peo ny vondron’olona ifotiny miaro ny tontolo iainana CNPE manoloana ny fitrandrahana ao Didy. Mitaky ny fampihatoana tsy misy fepetra io fitrandrahana saphir any an-toerana io izy ireo.