Tsy misy ny fiverina amin’ny asa raha tsy mivaly ny fitakiana, hoy ireo mpiasam-panjakana maro ao anatin’ny sendika. Misy ny vahaolana fa ny fahavononana avy amin’ny fitondram-panjakana no tsy misy raha ny fanazavan’izy ireo hatrany.