Omaly tolakandro tamin’ny 4 ora sy sasany vao raikitra ny fihaonana teo amin’ny Loholona sy ny Governemanta raha tokony tamin’ny 10 ora maraina no nanaovana izany. Loholona 49 amin’ireo 63 no miatrika ny governemanta.