Tokantrano miisa 90 000 no hisitraka rano mandritra ny 75 andro any amin’ny Distrikan’i Tsihombe sy Ambovombe Androy. Fisitrahan-drano izay vokatry ny fiaraha-miasa eo amin’ny fitondram-panjakana sy ny AES na ny Alimentation en Eau dans le Sud.