Ny tsy fahampiana na tsy fisian’ny fifampitaizana sy ny fanaraha-maso ireo olona nampindramina ny fahefana no isan’ny antony mahatonga ireo endrika fanaparam-pahefana miseho lany ankehitriny hoy i Paul Rabary. Tsy hita mazava ihany koa ny fampiarana ny lalàna ho an’ireo manao izanyn antony tsy mahafoana ity trangan-javatra ity.