Manerana an’ Antananarivo ny fahatapahan-jiro izay maharitra ora maro tato anatin’ny herinandro mahery izao. Tsy mifanaraka amin’ny filazana ataon’ny eo anivon’ny Jirama ny faharetan’ny fahatapahan-jiro iainan’ny isan-tokantrano.