Sport Factuel et ambiance 10 septembre 2018 0 FacebookTwitterPinterestWhatsApp Ady sahala 2 noho 2. Izay ny vokatry ny lalao nifanandrinan’i Madagascar sy Sénégal amin’ny fifanintsanana isam-bondrona ho fiadiana izay ho tafiakatra amin’ny CAN 2019 any Cameroun.Tsara toerana ny Barea hatreto.