Vao miandoha ny taona, miharihary sahady ireo endrika fandikan-dalàna ataon’ny mpitondra sy ireo mpiara miasa akaiky aminy. Mijanona ho angano sy arira ihany hatreto ny tany tan-dalàna dradradradrain’ny mpitondra fa ampiarina eto Madagasikara.