Naverina napetraka indray ny dinan’ny tsy mimpoly tao an-tampotananan’i Maintirano tamin’ity androany ity. Tapa-kevitra tanteraka amin’ny famerenana ity dina ity ireo mponina any an-toerana mba hamerenana indray ny fandriampahalemana any amin’iny faritra iny.