Efa vonona ireo CSB II amin’ny fanomezana fanafody maimaim-poana ireo mararin’ny Covid-19. CSB II miisa 32 ho an’Antananarivo sy ny manodidina.