Société Arboretum 5 septembre 2018 0 FacebookTwitterPinterestWhatsApp Mitohy ny asa fanorenana trano ao amin’ny arboretum Ambatobe. Avy aiza ny alalana manoloana ny didim-panjakana nivoaka mandrara izany? Tsy nahazoana fanampim-panazavana ny tomponandraikitra eo anivon’ny sampandraharahan’ny fananantany.