Tehaky ny polisim-pirenena tao Antsirabe ny nahavanon-doza tamin’ilay raharaha renim-pianakavina iray 53 taona nisy namono tao an-tranony tao amin’ny Fokontany Antanambao Est ivohitra Antsirabe ny faha 11 volana semptambra 2020 lasa teo.